Tonga soa eto amin'ny tranonkalan' ny Laterit productions:
orinasa mpamorona sy mpizara horonan-tsary
niforona tamin'ny 1988.

Vaovao : eto ny magazay

ho hitanao ato:

Sarimihetsika Vaovao : " L opéra du Bout du Monde"

- ny vaovao samihafa momba ireo sarimihetsika
- ny diarin'ireo fampisehoana ho avy
- ny katalaogy miaraka amin'ireo fisy avy
- ny feon-gazety
- ny momba anay ?

- ny pejy Facebook

dia tsidiho koa ny botika
izay hahitanao ny DVDs sy CDs novokarinay,
sy ireo kanto maminay ary mba tianay harovana.

 

Notre dernière production, le nouveau disque de Charles Kely Zoma Zoma
une musique baignée de soleil, aux racines malgaches, teintée de bossa, de jazz et de salsa

CD Zoma Zoma disponible dans la boutique >
et en écoute sur Deezer et en téléchargement sur toutes les plateformes...

Noho ny fihavanana dia amin'alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny namana Raolona, (tarika MAHALEO,  Raosolosolofo Razafindranoa ) rehefa avy nahefa be, nizara zava-tsoa aman-tantely nandritry ny fiainany teto an-tany fandalovana, dia lasa namela mamy hiampita hamonjy ny Razany ny Zoma alin'ny 3 septambra teo.


Bookmark and Share


Ity tranonkala ity dia mila "plug-in Flash player" raha tsy hitanao ireo sary eo ambony, tsindrio eto.

Ity tranonkala vaovao ity, izay tratranao eto nanomboka ny aprily 2006
dia novolavolain' i
Ranaivoarivao Jean Luc, mpianatra solosaina malagasy ao Reims.

vaovao
Mardi 25 juin : projection L'OPERA DU BOUT DU MONDE à Strasbourg
jereo >>

talata 25 jona : filma L'OPERA DU BOUT DU MONDE ao La Reunion
jereo >>

vendredi 24 mai : projection L'OPERA DU BOUT DU MONDE a Sao Paulo (Bresil)
jereo >>

MAHALEO LIVE a l'Olympia @ itunes, Amazon sy ny sisa .
jereo >>

les Mahaleo racontent dans un entretien et en 60 chansons 40 ans d\'Histoire de Madagascar
jereo >>

Filma, CD, boky, @ teny malagasy, amidy ato .
jereo >>

newsletter
misorata anarana raha te handray ny gazetinay amin'ny mailaka:

ilaina
Imprimeo ny Bon de Commande, alefaso miaraka amin ny ravin-tseky (cheque) amin’ny paositra.
jereo >>

Raha te hanoratra na hiantso, na te handalo. Ny toerana misy anay ?
jereo >>

Filma vitan\' Laterit Productions
jereo >>

Un Zoma à Paris Dimanche 10 Juillet de 12 h a 23 h programme aux Voutes
jereo >>

© Laterit productions